Lisitr' ireo olona tao anatin'ny lisitra teo aloha (RALE 2021) nefa mbola tsy misoratra amin'ny lisitra vaovao (Refonte 2022-2023)

Nanatontosa fampitahana ny olompirenena voasoratra anarana tamin’ny lisitry ny mpifidy teo aloha (RALE) sy ny mpifidy nisoratra amin'ny Lisitra vaovao nofaranana vonjimaika ny CENI mba ahitana ireo olompirenena tsy mbola nisoratra anarana ao anatin’ny lisitry ny mpifidy vaovao (Refonte totale) mandritra izao fanavaozana tanteraka ny lisitry ny mpifidy izao. Tanjona ny ahazoana lisitry ny mpifidy azo antoka, marina, fa indrindra andraisan’ny rehetra anjara. Antsoina noho izany ireo olompirenena voarakitra anatin’ny lisitr’ireo tsy mbola nisoratra anarana, hanatona biraom-pokontany hanatontosa izany. Mitondra kara-panondrom-pirenena.

<< Miverina (Retour)
   
Faritra :
Distrika :
Kaominina :
Fokontany :
   
 

contenu

Commission Eléctorale Nationale Indépendante - Enceinte ININFRA - En face du Lycée Technique Alarobia Antananarivo (101)

Facebook : Ceni-madagascar

© 2023 CENI - MADAGASCAR

visiteurs: 

+